|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mambata
Fototeny  2 bata
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra: Olona telo lahy no nambata ilay gony nisy fonjam-by. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to lift. [1.2, 1.7]
6 to raise, to carry. [1.2]
7 to carry in the hands. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 soulever ou porter avec les mains. [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13 mambeta, mibata

Teny iditra (2/2)14  mambatà
Fototeny  15 bata
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambata [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 mambata, mambatà, 18 tamamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10