|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miavosa
Fototeny  2 avosa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitoby betsaka miakatra, miavoavo, mivongovongo amin' ny toerana iray: Miavosa be itỳ lamba hosasako, hoy i Soa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be in a heap, as rice, manioc, etc.. [1.2#73]
Fanazavàna teny frantsay  6 S’accumuler, être entassé. [1.3#68]
Ohatra  7  Taolam-potsy manao antonta miavosa. [2.576#]
8  Itony varin-dRakoto, miavosa be toa fasika. [2.857#]
9  miavosa ny ohatra fa ny akaiky sy ny manaitra indrindra no horaisintsika. [4.27#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  miavo
Fototeny  15 avosa
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miavosa [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#68]

Fivaditsoratra  17 miavosà, miavosa, 18 voamasy, 19 voasima

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10