|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 miasa |
| Fototeny | 2asa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to work [1.2, 1.7] 5 to till, to labour In the provinces it means to count. [1.2] 6 to till the soil [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 travailler la terre; travailler [1.8] |
| Ohatra |
8 - tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona.
[2.470]
9 Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 16 miasà |
| Fototeny | 17asa |
| Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miasa [Fitanisana] |
| Ohatra |
19 Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy
[1.1]
|
| Teny iditra (3/3) | 20 miasa |
| Fototeny | 21asa |
| Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 sharpened, whetted. [1.2] |
| Fivaditsoratra | 24 asima, 25 maisa, 26 masay, 27 miasà, miasa, 28 Samià, samia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|