|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hiasa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 kilalao, hira. [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  hiasa
Fototeny  5 asa
Sokajin-teny  6  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao miasa
Ohatra  7  hiasa koa anie no nahatongavanay ato ê! [2.4]
8  Nanangona olona haondrana hiasa any ivelany ny Frantsay. [2.508]
9  Raha tena reraka mitohy moa izy, hahavita hiasa hafiriana io. [2.472]

Fivaditsoratra  10 asahy, 11 haisa, 12 hasia, 13 hiasa, 14 sahia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12