|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miantonta
Fototeny  2 antonta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mianjera, midaboka, potraka.
5 Mianjera, mihatra: Hiantonta aminao ny henatra amin' izany ka mitandrema. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  miantontà
Fototeny  11 antonta
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantonta [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 miantontà, miantonta

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10