|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  antonta
Fototeny  2 tonta
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Voatomboka, notombohina. [1.1]
Mpanahaka  5  antontany
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)7  antonta
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Zavatra mifanongoa: Antontam-bato. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 a pile, a heap. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 tas, amas, monceau. [1.8]
Ohatra  12  Taolam-potsy manao antonta miavosa. [2.576#]
Mpanahaka  13  antontany
Kamban-teny rehetra  14 antontam-bary

Teny iditra (3/3)15  antonta
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 fankasitrahana, fankatoavana. [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  18 antonta, 19 tantano, 20 tontana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09