|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miandrandra
Fototeny  2 andrandra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mijery ambony: Niandrandra telo minitra teo izy nanaramaso an' ilay fiaramanidina nitondra an-dreniny.
5 Mikendry: Miandrandra ny ho lasa dokotera na mpampianatra ambony ny adalalahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to look upright, to hold the head erect; to look up to for help; to be proud or self-confident.. [1.2]
7 to hold the head up; to look up to something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 lever la tête; regarder en haut. [1.8]
Ohatra  9  sady miandrandra I Lidy, toa te hampakatra hatrany ny vetsovetsony. [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  miandrandrà
Fototeny  16 andrandra
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandrandra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 miandrandrà, miandrandra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10