|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  andrandra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fijerena ambony mampitraka ny loha mba hitazanana ny avo, fikasana sy faniriana hanatratra na ho tonga eo amin' ny toerana iray ambony tadiavina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 erectness, uprightness of mien.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 érection de la tête, l'action de regarder le ciel. [1.3#39]
6 NDLR: l'Abinal/Malzac écrit que andrandra a pour racine andra , mais ne montre pas andrandra dans la liste des dérivés d'andra. [3.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)20  andrandra
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 espoir, attente. [1.3#39]
23 action d'espérer. [1.5#63]
Voambolana  24  Filôzôfia

Teny iditra (3/3)25  andrandra
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny anglisy  27 the name of a water-fowl.. [1.2]
Voambolana  28  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19