Entrée (1/2) | 1 miandranandrana |
Radical | 2 andranandrana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense). [1.2] |
Exemples |
6 Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po.
[2.996]
|
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 miandranandràna |
Radical | 12 andranandrana |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif miandranandrana [Liste complète] |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Anagrammes | 16 miandranandrana, miandranandràna |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |