|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miandranandrana
Fototeny  2 andranandrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha.
5 Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense).. [1.2]
Ohatra  7  Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po. [2.996]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  miandranandràna
Fototeny  13 andranandrana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandranandrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 miandranandràna, miandranandrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09