Entrée (1/2) | 1 miampanga |
Radical | 2 ampanga |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangalatra ny volako [1.1] |
Explications en anglais |
5 to accuse [1.2, 1.7] 6 to charge. [1.2] |
Explications en français |
7 accuser, dénoncer [1.8] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 miampangà |
Radical | 14 ampanga |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif miampanga [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Anagrammes | 18 miampangà, miampanga |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |