|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  ampanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fitoriana. [Betsimisaraka] [1.78]
4 Fitoriana olona ho nanao ratsy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 accusation in a court of justice or elsewhere; the accuser; the accusation. See tory.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 accusation. [Betsimisaraka] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  15  Lalàna
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)17  ampanga
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19 the Austrian dollar, so called from the fancied resemblance of its device to a fern. [1.2]
Voambolana  20  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)22  ampanga
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny anglisy  24 a mode of plaiting women's hair on some great day of rejoicing, giving it the resemblance of fern leaves. [1.2]
Voambolana  25  Fandram-bolo
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/5)27  ampanga
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 valala. [Betsimisaraka] [1.78]
30 Anaram-balala, sopanga. [Tanosy] [1.78]
Voambolana  31  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  32  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (5/5)33  ampanga
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny malagasy  35 karazam-javamaniry. [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  36 ferns in general [mal. paku.]. [1.2]
37 a fern. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  38 fougère. [1.8, 1.13]
39 (du batak paku). Nom général des Fourgères.. [1.196]
Voambolana  40  Haizavamaniry: ahitra
Mpanahaka  41  ohotro
Kamban-teny rehetra  42  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  43  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  44 ampanga, 45 pamanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09