|
|
|
|

Teny iditra1  matesa anie aho alohanao
Singan-teny  2 matesa, 3 anie, 4 aho, 5 aloha
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 teny fanaon' ny efa zokinjokiny hanehoany ny fitiavany ny zanany na izay zaza tiany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 litéralement: que je meure avant vous; figuré: vivez longtemps [1.3]
Voambolana  9  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12