|
|
|
|

Entrée (1/4)1  marina
Radical  2  arina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao
Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra
Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy [1.1]
Explications en anglais  5  level; true; just, right [1.2, 1.7]
Explications en français  6  de niveau; juste, vrai [1.3#434, 1.8]
7  d'aplomb, droit [1.3#434]
8  aplani, mis de niveau [1.196]
Exemples  9  Tsy hita ihany izy ity izay marina [2.4]
10  marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [2.470]
Morphologie 
11  Présent :
12  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Adverbes :
Tous les mots composés  27  26 combinaisons de marina
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot marina

Entrée (2/4)29  mana
Radical  30  arina
Partie du discours  31  impératif de l'adjectif marina [Liste complète]
Autres orthographes  32  marena

Entrée (3/4)33  mariña
Partie du discours  34  adjectif
Explications en malgache  35  hendry, mipetraka tsara [Tanala] [1.78]

Entrée (4/4)36  marina
Partie du discours  37  nom
Explications en français  38  Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé. [Merina, Betsileo] [1.196]
Vocabulaire  39  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  40 manary, mañary, 41 manira, manirà, 42 marina, marìna, mariña, 43 mirana

Mis à jour le 2025/09/20