Entrée manomboka (tomboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao ny fiandohany: Tamin' ny valo aho no nanomboka ny entimodiko
Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy
Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra
Mitovy hevitra: mamaky lay ~ mamaky tantana mamaky sarona ~ mamari-body ~ manandrana ~ manantatra ~ manao satrany ~ manintsana avido ~ miala faditra ahitra ~ miala kopakopaka ~ misantatra ~ misava ranon' ando ~ mitarika ~ mitokana ~ tonga dia vavany [1.1]
Exemples 
1manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470]
2Amin' ny fito no manomboka ny asa, dia mijanona amin' ny iray. [2.472]
Morphologie 
Présent : manomboka
Passé : nanomboka
Futur : hanomboka
Impératif : manombòha

Entrée manomboka (tomboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manisy marika amin' ny vy mahamay, mitetika: Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika [1.1]
Morphologie 
Présent : manomboka
Passé : nanomboka
Futur : hanomboka
Impératif : manomboha

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31