|
|
|
|

Teny iditra1  manandrana
Fototeny  2 andrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby vao novidiko aho rahampitso.
5 Mihinana kely amin-javatra iray hahalalana ny tsirony: Manandrama amin' ity paiso itý ianao fa hankasitraka aoka izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to taste, to try, to prove, to commence.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 essayer, goûter. [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02