|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manitsy
Fototeny  2 hitsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy
5 Mihatra amy, mikendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naharitra izy namaly
6 Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana marina: Izaho no manitsy ny lahateniny ~ Tokony hanitsy ny fitondrantenanao lanao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 redresser, aligner, aller droit vers, s’appliquer à, corriger, justifier:
8 Manitsy ahy ny teninao (Vos paroles s’appliquent à moi) [1.3#253]
9 dégauchir, redresser, corriger, rectifier [1.13]
Ohatra  10  Andraikitsika vehivavy ny manitsy izay melomeloka an-tokantrano. [2.528#123]
11  Ny voalohany, atsinanana miakandrefana, miala ao Ambodivoara manitsy any Voditany-Amankary, 18 kilaometatra eo ho eo no halavany. [2.472]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Mpanahaka  16  manaohitsindalana, 17  manapaka, 18  manarina, 19  manavatsava, 20  mandehatoratady, 21  tsymivilivily
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)23  manitsy
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25 mangatsiatsiaka [Bara] [1.78]
26 mangatsiaka [Tanala] [1.78]
Tovy hevitra  27 manitsinitsy

Fivaditsoratra  28 maintsy, main-tsy, manitsy, 29 matsiñy, 30 tsimina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21