| Entrée | 1 manavatsava |
| Radical | 2 tsavatsava |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Tsy mandeha amin' ny tena lalana famanapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; mandeha amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka: Efa maika izahay ka nanavatsava eran' ny tampon-tanety [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|