| Index |
|
|
| |
Proverbes : manitsy
|
|
|
| Proverbe 1 | Rafotsibe kendam-bomanga ka any an-tenda manitsy azy. [1.1]
|
| Interprétation malgache | Enti-milaza izay mahatsiaro tena ho diso ka manitsy izany amin' ny fomba mangina. [1.1]
|
|
|
| Proverbe 2 | Volombodin' akoho folaka : ny vava no manitsy. [2.415 #4849, 2.653 #3728]
Volombodin' akoholahy folaka, ka ny vava no enti-manitsy azy. [2.558 #5020]
|
| Traduction française | Plumes cassées de la queue d' une poule : c' est la bouche qui les redresse. [2.415 #4849]
|
| Interprétation française | Les bonnes paroles arrangent les choses. [2.415 #4849]
|
|
|
| Proverbe 3 | Vomanga meloka: any an-tenda manitsy azy. [1.1]
|
| Interprétation malgache | Teny enti-miangavy ny olona mba hanitsy samy irery any am-pony any izay tsy mety amin' ny teny lazaina. [1.1]
|
|
|
| Index |
|
|