| Entrée (1/2) | 1 maningana |
| Radical | 2 singana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manavaka, manova singana Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin' ny mpianatra rehetra Isambilo Tsy mitovy amin' ny rehetra: Matetika amin' ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin' ny fianarana [1.1] |
| Explications en français |
5 Faire aller seul, isoler, dépareiller, rendre impair; aller seul, se séparer, faire bande à part: Aza maningana amin' ny be sy ny maro (Ne faites pas bande à part, ne vous distinguez pas des autres par des excentricités) [1.3] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 10 maningàna |
| Radical | 11 singana |
| Partie du discours | 12 impératif du verbe actif maningana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
13 [1.1] |
| Explications en français |
14 [1.3] |
| Anagrammes | 15 manangañy, 16 manganìna, manganina, 17 maningàna, maningana |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|