Entrée singana
Partie du discours nom
Définition malgache Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
¶ Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
¶ Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [Rajemisa 1985]
Traduction française Une unité entre objets de même espèce; qui est seul, qui fait bande à part, dépareillé, l'un de la paire, du couple [Abinal 1888]
Dérivations 
Morphologie 
singana
singako
singanao
singany
singantsika
singanay
singanareo
singan'
singan-
singam-
singa-
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31