|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manilema
Fototeny  2 kilema
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manapa-tsandry na tongotra, manakoro, manimba tarehy. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 manakilema

Teny iditra (2/2)10  manilemà
Fototeny  11 kilema
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manilema [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  13 manakilemà

Fivaditsoratra  14 manalemy, 15 manilema, manilemà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10