|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakilema
Fototeny  2 kilema
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manapa-tsandry na tongotra, manakoro, manimba tarehy. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 manilema

Teny iditra (2/2)10  manakilemà
Fototeny  11 kilema
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakilema [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  13 manilemà

Fivaditsoratra  14 manakilemà, manakilema

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10