|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manila
Radical  2  ila
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra
Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany
Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra [1.1]
Explications en anglais  5  to pass on one side. Chiefly applied to the rain. [1.2]
Exemples  6  Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra [2.424#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés  11  2 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)12  manilà
Radical  13  ila
Partie du discours  14  impératif du verbe actif manila [Liste complète]
Explications en malgache  15  [1.1]
Explications en français  16  [1.3]

Anagrammes  17 lamina, 18 malany, 19 malina, malìna, 20 manaly, 21 manilà, manila

Mis à jour le 2025/10/09