|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manila |
| Fototeny | 2 ila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra
5 Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany 6 Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to pass on one side. Chiefly applied to the rain.
[1.2] |
| Ohatra |
8 Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra
[2.424#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 manilà |
| Fototeny | 15 ila |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manila [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 lamina, 18 malany, 19 malina, malìna, 20 manaly, manila, manilà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|