|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandrindra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  rindra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mandahatra, mandamina, mandanto: Mandrindra ny fandaharam-potoana
Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiavana
Explications en anglais  9  [1.7] to set in order, to arrange; to reconcile
Explications en français  10  [1.8] arranger, mettre en ordre; réconcilier
Exemples  11  [2.445#] manahirana ny mandrindra ny fiainana an-tanàn-dehibe ifanotofan' ny olona.
12  [2.424#] Indraindray dia mila manao izany hatrany mandrindra ny adiny iray na mahery ianao.

Entrée (2/2)13  mandrindrà
Partie du discours  14  impératif du verbe actif mandrindra [Liste complète]
Radical  15  rindra
Explications en malgache  16  [1.1]

Anagrammes  17  andrindram, mandrindra, mandrindrà

Mis à jour le 2025/08/10