|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrakariva |
| Singan-teny | 2 mandraka, 3 hariva |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Tsy tapaka: Mando mandrakariva ny trano tsy mivoha varavarankely
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 always
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 toujours, continuellement
[1.3] 8 toujours [1.8, 1.5] |
| Ohatra |
9 Ary nandeha nihaza, hono, izy roa lahy ka nahazo hiany mandrakariva.
[2.293]
|
| Voambolana | 10 Fotoana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|