Entrée hamandoana (mando)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra lena ka tsy mety maina tsara: Ny hamandoan' itỳ efitra itỳ no tsy mahasalama anay ato [1.1]
Explications en français Humidité [1.13]
Exemples 
1Tsy maina tanteraka ny akanjo nanaovako, ka tsaroako nihatra tamin' ny tenako ny hamandoana. [2.4]
2Mifanohitra amin'ny finoan'ny olona, ny sery dia tsy azo avy amin'ny hatsiaka na hamandoana (na dia mampihombo ny sery tokoa aza ny fanaovana mangatsiaka loatra, lena, na vizaka. [2.424]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/23