|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandamina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  lamina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay
Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra
Explications en anglais  10  [1.2] to arrange, to set in order
Explications en français  11  [1.8] arranger, mettre en ordre; réconcilier
Exemples  12  [2.48] Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia;
Synonymes  13  mandahatra, mampirina, mandrindra, manala olana, mampirindra, mikirakira, mandanto, mandravona, mamboatra, mikojakoja, mikarakara, mikajikajy

Entrée (2/2)14  mandamìna
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mandamina [Liste complète]
Radical  16  lamina
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19  andaminam, mandamìna, mandamina

Mis à jour le 2025/08/10