| Entrée (1/2) | 1 manapika |
| Radical | 2 pika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy? [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to shut or fold; to turn off [1.7] |
| Explications en français |
6 (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol [1.3] 7 plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo); éteindre la lumière etc [1.8] |
| Exemples |
8 hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy.
[2.357#]
|
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 13 mamika |
| Entrée (2/2) | 14 manapika |
| Radical | 15 pika |
| Partie du discours | 16 verbe actif |
| Explications en anglais |
17 to remove a calf from its mother [Provincial]
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 22 Zoologie: (en général) |
| Anagrammes | 23 manapika, 24 manipaka, 25 mipanaka, 26 mpanaika, 27 mpianaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|