|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manambara
Radical  2  ambara
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe
Milaza: Iza no nanambara izany taminao?
Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any [1.1]
Explications en anglais  5  to reveal, to disclose [1.2, 1.7]
6  to tell, to announce [1.2]
Explications en français  7  révéler; annoncer [1.3, 1.8]
8  dire, manifester [1.3]
Exemples  9  Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra. [2.245#]
10  Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany. [2.445#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot manambara

Entrée (2/2)16  manambara
Radical  17  tambatra
Partie du discours  18  impératif du verbe actif manambatra [Liste complète]
Synonymes  19  manatambara

Mis à jour le 2025/09/12