|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambara |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Atao, herina, ampangaina.
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 Lazaina, aseho amin' ny teny, aposaka amin' ny fitenenena: Izao no ambarako aminareo. / Tsy manan-kambara intsony aho.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 told, declared, revealed (of things). This word, although a root verb, takes n and h for past and future..
[1.2] 6 revealed, declared. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 révélé, manifesté; déclaré.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 33 Abrama, 34 ambara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|