|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manamafy |
| Fototeny | 2 mafy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao.
5 manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy. 6 mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao. [1.1#585] [1.1#552] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to reinforce, to strengthen, to harden.
8 to reiterate, to emphasize. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 rendre dur.
10 confirmer. [1.3, 1.8] 11 fortifier, rendre fort, surajouter, augmenter. [1.3] 12 renforcer, rendre solide. 13 répéter. [1.8] |
| Ohatra |
14 manamafy an’izany fijery izany ny fomba nandaniana ny lalàna.
[4.27]
15 Tsy afaka hitaky valisoa na amin' iza na amin' iza aho, raha manamafy ny hidintranoko — [2.503] |
| Haiendriteny |
|
| Tohi-kevitra | 20 manalemy |
| Mpanahaka | 21 mampahatanjaka, 22 mampahavitrika, 23 manantitra, 24 manatsohara, 25 mandalina, 26 mankahery, 27 manofana |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 29 fanamamy, 30 manamafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|