|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manalina
Fototeny  2 alina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitana hatramin' ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe omaly.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to detain till night; to misspend one's days and hours.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 retenir jusqu'à la nuit ou longtemps. [1.3]
Ohatra  7  izany enti-maty ka raha misy ratsiny, tsy manalina andro. [2.245#]
8  Izay miantso ny hafa manalina andro, fa ny havana tsy antsoina no avy manatona. [2.298#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 manalina andro

Teny iditra (2/2)14  manalìna
Fototeny  15 alina
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  17 manalina, manalìna, 18 manilana, manilàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10