|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamendrana
Fototeny  2 vendrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manokatra, mamadika ny hodi-maso.
5 Mameraka roa. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mamendràna
Fototeny  11 vendrana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamendrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mamendràna, mamendrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10