|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 vendrana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mihenjana, misokatra kely ny hodimaso: Vendrana hatrany an-kibon-dreniny io zaza io
4 Adaladala, tsy mahay na inona na inona: Olona vendrana ve no iaraha-miasa ka aiza no ho tsara ny zavatra atao ! [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how vendrana |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 20 vendrana |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Karazana hazandrano
[1.1] |
| Voambolana | 23 Haibiby: trondro |
| Teny iditra (3/3) | 24 vendraña |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 [Sihanaka] herana
[1.78] 27 [Tanala] herana marani-dravina [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 (de vendranina : action d'ouvrir une tige dans le sens de la longueur et d'en retourner l'écorce, comme on le fait pour préparer cette matière). Nom de diverses Cyperaceae utilisées en sparterie.
29 [Betsimisaraka] Nom malgache relevé anciennement par Rochon (p. 313 de son Voyage aux Indes), avec l'orthographe fantaisiste « Vuendrang ». C'est surtout Cyperus latifolius Poir. (Cyperaceae) qui est ainsi nommée dans cette région. 30 [Merina+Betsileo] Scleria griegifolia (Ridl.) C.B.Clarke (Cyperaceae). Le nom malgache est généralement prononcé vendragna dans le Betsileo. Signalé par Dubois, etc. 31 [Sihanaka] surtout Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. ; Voir aussi herana. Malzac écrit seulement « Petit jonc, herbe aquatique ». 32 Très apprécié pour la confection des nattes, chapeaux, etc. [1.196] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | vendrana, vendraña |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25 |
|