|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamehy |
| Fototeny | 2 fehy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to tie up, to knot.
[1.2] 6 to tie [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 lier, attacher
[1.8] |
| Ohatra |
8 Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom.
[1.38#376]
9 Ireto avy ny fepetra mamehy izany: [4.27] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 14 mamatotra, 15 mamona, 16 managigigigy, 17 manandrotra, 18 manao fatomaty, 19 manao fatotra jagigy, 20 manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola, 21 manao rohy foza, 22 manao tadivavarana, 23 manasingory, 24 mandadina, 25 mandiditra, 26 mandringotra, 27 mandrohy, 28 maningotra, 29 mifehy |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mamehy |
| Fivaditsoratra | mamehy, 31 mihame |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|