|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifehy
Fototeny  2 fehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamatotra: Mifehy kitay
5 Mitondra, miadidy: Tsy zava-mora akory ny mifehy vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to tie
7 to superintend, to oversee, to overrule, to govern
8 to wear sashes across both shoulders, as in the ceremony of circumcision. [1.2]
9 to control, to govern [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 lier, gouverner, administrer [1.8]
Ohatra  11  Ary ny zoron-trano efatra mifehy vola eny ampovoany. [2.48]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Mpanahaka  16  mifatotra, 17  mifehy, 18  mirohy, 19  mivadiditra
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)22  mifehy
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24 mifindra [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17