|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 malina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitsinjo ny ho avy ka misoroka ny loza na fahavoazana mety hihatra: Lehilahy malina Rakoto ka mitondra elo izy isaky ny mivoaka raha fahavaratra
4 Mitandrina fatratra: Aoka ho malina amin' ny teny sy ny ataonao ianao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 sober, prudent, circumspect
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 sobre, prudent
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 malìna |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao malina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 soyez prudent
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 lamina, 17 malany, malina, malìna, 18 manaly, 19 manila, manilà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|