|
|
|
|

Teny iditra1  hamalinana
Fototeny  2 malina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao. [1.1]
Tovy hevitra  5 fahamalinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12