|
|
|
|

Entrée (1/2)1  malalaka
Radical  2  lalaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany
Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany
Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo
Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao
Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ [1.1#563]
Explications en anglais  5  spacious, roomy [1.2, 1.7]
6  wide [1.2]
Explications en français  7  spacieux, vaste, ample [1.3#375, 1.8]
8  grand, large, espacé [1.3]
Exemples  9  malalaka ny tokotany niraisana [2.356#7]
10  malalaka ny efi-trano (La chambre est spacieuse) [1.3#375]
11  nalalaka tokoa ny fotoana nilalaovanay [2.445#86]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
Dérivés 
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Analogues  19  lobaloba, milobaloba
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot malalaka

Entrée (2/2)21  malalaka
Radical  22  lalaka
Partie du discours  23  adjectif
Explications en malgache  24  Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy
Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe
Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia [1.1#563]
Explications en anglais  25  liberal [1.2]
26  without constraint [1.7]
Explications en français  27  sans contrainte [1.3#375, 1.8]
28  libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission [1.3]
Exemples  29  malalaka indrindra ny didinao [2.996]
30  halalaka ny varotra sy harovana tsara ny fananan' ny Anglisy [2.366#58]
Morphologie 
31  Présent :
32  Passé :
33  Futur :
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/19