|
|
|
|

Teny iditra1  malaladalaka
Fototeny  2 malalaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4 rather wide; fig. not very busy, having a convenient time, having a respite, at leisure. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 duplicatif diminutif de malalaka. [1.3]
Ohatra  6  ny tao anatiny kosa anefa dia malaladalaka ihany, sady voalamadamaka mba hitovitovy tantana ny fanambaniny. [2.357#]
7  ambany atsimon'i Vatove somary andrefana kely, dia misy tany marina malaladalaka, misy vato vaventy tsirairay ny ilany atsimo. [2.588#]
8  Nony nadeha kelikely, ka efa tokony ho tonga tao afovoan' ny nosy izahay dia nahatsinjo toerana toa malaladalaka noho ny manodidina. [2.471#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12