|
|
|
|

Entrée1  maizim-bolana
Mots élémentaires  2  maizina, 3  volana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  fotoana tsy ahitana ny volana [1.1]
Explications en anglais  6  the dark of the moon [1.7]
Explications en français  7  le temps où la lune est invisible [1.8]
Exemples  8  Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo [2.470]
9  Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy [2.470]
Vocabulaire  10  Astronomie
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot maizim-bolana

Mis à jour le 2025/09/12