Entrée | 1 maizina |
Radical | 2 aizina |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Tsy mazava, manjombona: Maizina ny efitrano ka vohay ny varavarankely Tsy azo mazava, manjavozavo: Maizina ny lahateniny Fahoriana mangidy: Nitondra ny maizina izy tao amin-dry Ranona tao Ny Ratsy, ny fanahy ratsy: Zanaky ny maizina ireny matoa tsy sahy miseho masoandro. [1.1] |
Explications en anglais |
5 dark, gloomy, dismal [1.2] 6 dark, gloomy [1.7] |
Explications en français |
7 obscur, ténébreux [1.3, 1.8, 1.5] |
Exemples |
8 maizina dia maizina ny alina, ary nitanila kely nankao anaty ala izy rehetra
[2.324]
9 mangina sy maizina tsy toy ny tahaka ny isan'andro kosa ny tao an-trano [2.470] 10 amin'ny maraina vao maizina no fanomezan-tsakafo ny mpigadra [2.472] 11 maizina ny efi-trano (la chambre est obscure) [1.3] 12 maizina ny teniny (ses paroles sont obscures) [1.3] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 31 21 combinaisons de maizina |
Proverbes | 32 Proverbes contenant le mot maizina |
Anagrammes | 33 aminazy, 34 maizina |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |