|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 maimbo |
| Fototeny | 2 imbo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ratsy fofona, mamoaka fofona mankandoa: Maimbo itỳ atody itỳ izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 stinking
[1.2] 6 stinking [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 puant
[1.3#418, 1.8, 1.196, 1.405] 8 qui répand une mauvaise odeur [1.3#418] 9 qui répand une odeur forte, généralement désagréable (mais il y a des grandes variations, y compris d'une région à l'autre de Madagascar, sur ce qu'on estime sentir bon ou mauvais) [1.196] |
| Ohatra |
10 Tsy maimbo akory, fa mamoavary.
[2.499#41]
11 miaraka amin' ny mpanjono maimbo lanin-toho. [1.437#] 12 Aty anaty lava-tany maimbo no ametrahany ahy! [2.357#] 13 raha maimbo efa ho alina, alevina alakamisy sy alahady raha folaka ny andro. [2.48] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 31 mafaraka, 32 mahavakytrano, 33 malany, 34 mamofona, 35 mangeroka, 36 mangidy, 37 many, 38 mantsina, 39 masiso, 40 mavao, 41 mavingo, 42 mavoroka |
| Kamban-teny rehetra | 43 Fikambanana 30 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 44 maimbo |
| Sokajin-teny | 45 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
46 Afa-baraka: Maimbo amin' ny tany ama-monina izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
47 dishonored
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
48 déshonoré
[1.3#418, 1.8] |
| Mpanahaka | 49 afaboninahitra, 50 afapofona, 51 maimbotsikahonkahona |
| Kamban-teny rehetra | 52 maimbo tsikahonkahona |
| Teny iditra (3/3) | 53 maimbo |
| Sokajin-teny | 54 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
55 lolo, angatra
[Sihanaka]
[1.78] |
| Ohabolana | 56 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | maimbo, 57 mamboy, 58 miombà, miomba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|