|
|
|
|

Teny iditra1  mavoroka
Fototeny  2 voroka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Ratsy fofona aoka izany: Mavoroka io hena io fa ario any.
5 Jereo maimbo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12