|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 masiso |
| Fototeny | 2 siso |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy
5 Jereo maimbo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 fermented, rotten
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 fermenté, pourri
[1.8] |
| Ohatra |
8 Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso.
[2.472]
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | masiso, 10 misaso, 11 misosa, misosà, 12 mosasy, 13 Samosy, samosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|