|
|
|
|

Teny iditra1  mahita volana alohan' i Habiby
Singan-teny  2 mahita, 3 volana, 4 aloha
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 milaza habobo (ninoan' ny Ntaolo fa raha vao tsinana ny volana dia hitan' i Habiby mpisikidy, fa ny olona tsotra kosa tsy mahita azy raha tsy efa tainan-kateloana: koa izay milaza ho mahita volana alohan' i Habiby dia nataony ho mpilaza habobo daholo. Misy endrika hafa omena an' io fitenenana io koa anefa, dia ny hoe: "Mahita volana alohan' ny biby" satria ninoan' ny Ntaolo amin' ny fandinihana ny biby, hono, fa raha vao tsinana indroa andro ny volana dia efa hitan' ny biby sahady) [1.1]
Tsipelina hafa  7 mahita volana alohan' ny biby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02