|
|
|
|

Teny iditra1  mahalaza
Fototeny  2 laza
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 qui peut dire, qui rend célèbre. [1.3]
Ohatra  5  Ary raha tsy manova izao fiteniko izao ianareo fa mahalaza izao [2.366#]
6  Izay mahalaza azy indrindra dia ny hazo oliva sy ny varimbazaha isan-karazany ary ny voankazo samy hafa. [1.38]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12