|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahalana |
| Fototeny | 2 halana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Be elanelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany
5 Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany [1.1#554] 6 tsy mateti-piseho [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 far apart, not close.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 clair-semé, espacé, qui se fait ou arrive de temps en temps
[1.3#208] 9 rare [1.13] |
| Ohatra |
10 Namindra mahalana indray ilay tovolahy, nananika ny fiakarana somary mideza.
[2.529#]
|
| Tohi-kevitra | 11 matetika |
| Mpanahaka | 12 bakaka, 13 bakatraka, 14 indraindray tadiavina, 15 Makaka, 16 malalaka be elanelana, 17 manify, 18 manify fafy, 19 mielanelana, 20 mitsitapitapy, 21 tsy fahita firy, 22 tsy fahita firy ohatra ny gisa mainty, 23 Tsy fahita matetika, 24 tsy matetika, 25 tsy mifanety |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mahalana |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 28 hamalana, mahalana, 29 mañahala, 30 manalaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|